Dikan'ny teny : traika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Betsaka, vokatra, feno. Ahitsio
2 a.: Fidonana na fipohana amin-javatra ao ambany ka mihilangilana. - t.i.f.: Atraika, voatraika / mitraika, fitraika / itraikana, fitraikana, itraihana, fitraihana / miantraika, flantraika, mpiantraika / iantraikàna, fiantraikàna I mahatraika / traitraika / miantraitraika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel