Dikan'ny teny : traingo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikapana amin'ny antsy ny tongo-biby hatreo amin'ny lohalika no ho midi-na. 1 t. f.: Traingoina, voatraingo, trinaingo / manatraingo, mitraingo, fitraingo ( itraingoana, fitraingoana / mahatraingo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel