Dikan'ny teny : traka

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a.: Anana: Mividy traka. Ahitsio
2 a.: Fanarenana ny loha hiatrana tsara. - t.i.f.: Atraka, voatraka, tafatraka / manatraka, fanatraka, mpanatraka / anatrakana, fanatrakana; fanatrahana / mitraka, fitraka, mpitraka / itrahana, fitrahana, fitràkana / mahatraka / tratraka J mitratraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel