Dikan'ny teny : trama

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Ngeza, lehibe, indrindra eo amin'ny harena. Tremalahy: olona manankarem-be. ΒΆ M.h.: Tremalahy, mpanjatobe, komohina, mpanarivo, mpanalina, mpanefohefo, mpanontany ny ory, metroka, matevina, 'retro-ka, tovinjaka, feno tsoka, manam-be hovangoana, mianjady amin'ny fananany, milomano amin'ny harena, miravoravo manana, mihary zaka, mpangoron-karena, saingona, be fofon'aina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel