Dikan'ny teny : trandraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan'ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin'ny vavany no haniny). Ahitsio
2 a.: Fiasana taret amin'ny angady. fihadiana tany. ? h.o,: Fikarohana amin' ny alalan'ny famotopotorana. - t.i.f : Trandrahina, afZandraka, voatrandraka, tinandraka / mitrandraka, fitrandraka, mpitrandraka / itrandrahana, fitrandrahana / mahatrandraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel