Dikan'ny teny : traokabe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran'ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin'ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel