Dikan'ny teny : tratreva

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vatravatra; fandeha mahery setra manimba izay sendra azy; fihetsika mivatravatra na amin'ny fandeha na amin'ny fiteny. - t.i.f.: Tratrevaina, atratreva, voatratreva / manatratreva, fanatratreva, mpanatratreva 1 anatratrevana, fanatratrevana / mitratreva, titratreva, mpitratreva 1 itratrevàna, fitratrevàna / mahatratreva 1 tratrevatreva. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel