Dikan'ny teny : trebona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitsimohan'ny zavamaniry. 1 Fanatsatohana zavatra marani-doha amin-javatra malemilemy. - t.i.f.: Trebonina, atrebona, voatrebona 1 manatrebona, fanatrebona, mpanatrebona / anatrebonana, fanatrebonana 1 mitrebona, fitrebona 1 itrebonana, fitrebonana/ mahatrebonal trebontrebona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel