Dikan'ny teny : tretraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy. * F.-p.: Tretrak'akanjo: ilazana ny ilan'ny vozon'akanjo izay miforitra. * Ohab.: Mena ambanin'ny mena ohatra ny tretrak'akohoiahy: enti-milaza olona manam-pahefana, nefa mbola misy ambony noho izy. Ahitsio
2 (Tsm) a.: Faritra hatreo amin'ny tenda ka hatreo amin'ny tratra;tratramborona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel