Dikan'ny teny : triatra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Rovitra, tataka: Triatra ny akanjoko. ? Vaky, tsefaka: Triatra ny rindrin' ity trano ity izany. - t.i.f,: Triarina, voatriatra / mandriatra, fandriatra, mpandriatra / andriarana, fandriarana I mitriatra, fitriatra 1 itriarana, fitriarana ( mahatriatra / triatriatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel