Dikan'ny teny : tringa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandringana, fandehanana mitongilana fa fohy ny tongotra ilany. - t.i.f.: Manatringa, fanatringa / anatringana, fanatringana 1 tringatringa 1 mitringatringa, fitringatringa, mpitringatringa / itringatringana, fitringatringana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel