Dikan'ny teny : tripanozaoma

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. tripanozome) a.: Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran'ny lalitra atao hoe tsetse, izay mahatonga aretin-torimaso, fa matory be tsy maharay tena izay voakaikitr' io lalitra io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel