Dikan'ny teny : troaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandrenesana maharary eo amin'ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika. ? Feo re avy amin'ny tongotra miala avy ao anaty fotaka. - t.i.f.: Mitroaka, fitroaka / itroahana, fitroahana / troatroaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel