Dikan'ny teny : troatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fialana tampoka amin'izay misy ny tena no-ho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy. • Fahatairan'ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra. - t.i.f•: Troarana, atroatra, voatroatra, tafatroatra / manatroatra, fanatroatra, mpanatroatra / anatroarana, fanatroarana f mitroatra, fitroatra, mpitroatra / itroarana, fitroarana 1 mahatroatra 1 troatroatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel