Dikan'ny teny : trobaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo. ? p.t.: Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin'ilay lefona tsy hita fiaoiana. - t.i.f, : Trobahana, trobarana I atrobaka, voatrobaka, tafatrobaka f manatrobaka, fanatrobaka, mpanatrobaka / anatrobahana, fanatrobahana, fanatrobarana / mitrobaka, fitrobaka / itrobahana, fitrobahana, fitrobarana I mahatrobaka 1 trobatrobaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel