Dikan'ny teny : troka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisintonana ranonjavatra amin'ny orona na va-va ka rivotra no isintonana azy. - t.i.f.: Trohina, trofina, atroka, voatroka I mitroka, fitroka, mpitroka 1 itrohana, fitrohana, fitrofana 1 mahatroka I trotroka. Ahitsio
2 (t. tr.) a.: Kibo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel