Dikan'ny teny : tromba

Hampiditra dikany vaovao
1 (Tsm) a.: Fanahy na avelon'ny mpanjaka na ny taranany, na avelon'olona nanan-daza teo amin'ny mpiara-belona taminy fahizay ka mitoetra miaraka aminy. — (fahazoan'ny maro azy) Aretina heverina ho avy amina fanahy manindry ka mampienjika sy mampanao fihetsehana hafahafa isan-karazany. ¶ M. h. : Aretinandriananahary, menabe, bilo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel