Dikan'ny teny : trongy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihadiana, fihohazana ny tany amin'ny vava (kisoa), tandroka, angadinomby... - t.i.f : Trongisina, atrongy, voatrongy, tafatrongy / mitrongy, fitrongy, mpitrongy / itrongisana, fitrongisana / mahatrongy / trongitrongy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel