Dikan'ny teny : trosina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fianjerana miantoraka any aloha. ? Tosika. ? Kohaka mampiantoratoraka. ? Fiambezoana. - t.i.f.: Trosinina, atrosina, voatrosina, tafatrosina ( manatrosina, fanatrosina, mpanatrosina i anatrosinana, fanatrosinana ) mitrosina, fitrosina, mpitrosina / itrosinana, fitrosinana J mahatrosina / trosintrosina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel