Dikan'ny teny : trosinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (trosina) mt. ih. (trosino): Atositosika ka manjary miforiporitra: Notrosinin'ny zanakao ny tsihinay kapotika. • Iambezoana: Notrosininy teo izy ka tsy naharitra fa nanome. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel