Dikan'ny teny : trotrobe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan'amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel