Dikan'ny teny : trozona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin'ny biby fantatra amin'izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany. - F.-p,: Mivadika ny trozona: teny fitenin'ny olona rehefa misy horohoron-tany. / Lehibe ohatra ny trozona: ilazana zavatra makadiry izaitsizy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel