Dikan'ny teny : tsàtoka
1.
Tsatòka a.: Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha roqlch vao voatohina, ataon'ny olona vbdgioja ho famandriham-biby, usmrqiso toy ny lambo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
roqlch o.: Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. - t.i.f.: Tsatbhana, atsatoka, voatsatoka, tafatsatoka vbdgioja I manatsatoka, fanatsatoka, mpanatsatoka 1 anatsatohana, fanatsatohana 1 mitsatoka, fitsatoka, mpitsatoka / itsatohana, wvet fitsatohana 1 mahatsatoka. - Tsatok'andro: ny andro nifanekena sy nifanarahana. / Tsatokaty (jer. tsangambava). / Tsato-kazo: hazo atohana usmrqiso ny voly. J Tsato-pe: karazam-pamelezana ampiasain'ny mpanao daka mikendry ny taolam-pe. / Tsato-piso: faminavinàna tsy mifototra amin'ny zavatra mety hisy fa amin'ny kisendrasendra rano fotsiny. gwguptxw / Tsato-tokana: indray marnely fotsiny ihany.
eadve Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
Tsatòka a.: eadve Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madfnika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky. ~ Fanekena handoa gjvvve vbdgioja vo-la amboniny raha tsy voaloa amin'ny wvet jxoiie fotoanany ny vola tsy mafntsy haloa, na koa vo-la omena gwguptxw hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina roqlch io raha diso ny paik'andro tokony handoavana ilay vola. - F.-p,: Manao tsatdka: manatsatoka hazo marani-doha hiaro ny fefiloha tsy ho vaky; manaiky handoa antoka amin'ny vola tokony dzdeju haloa ' izay very mains raha diso ny paik'andro tokony handoavana usmrqiso ilay vo1a.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha