Dikan'ny teny : tsabahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsabaka) mt. ih, (tsabaho): Haronina amin'ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin'ny ankizy. 1 Enti-milaza zavatr'olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantrano n' o lo na. 1 I-dirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel