Dikan'ny teny : tsabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia. ? h.o,: Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon'olona; fikasihana tsy misy antony ny raharahan'olona; fidirana ao amin'ny trano misy areti-mifindra. - t.i.f.: Tsabahina, atsabaka, voatsabaka, tafatsabakai manatsabaka, fanatsabaka, mpanatsabaka ) anatsabahana, fanatsabahana / mitsabaka, fitsabaka, mpitsabaka ! itsabahana, fitsabahana I mahatsabaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel