Dikan'ny teny : tsaboina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsabo) mt ih. (tsaboy): Karakaraina amin'ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanaho dia sitrana. / Aretina sarotra tsaboina io aretina io. 1 t.t.m.: Vonjena amin'ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy hely roapolo any aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel