Dikan'ny teny : tsahatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiatoana, fijanonana; fifaranan-javatra ka tsy misy tohiny intsony. - t.i.f.: Atsahatra, voatsahatra, tafatsahatra ) manatsahatra, fanatsahatra, mpanatsahatra J anatsaharana, fanatsaharana I mitsahatra, fitsahatra, mpitsahatra f itsaharana, fitsaharana / mahatsahatra ) tsahatsahatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel