Dikan'ny teny : tsaika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zaza tsy ary fady. Tsaika (fit.-p.) a.: Zaza. Ahitsio
2 a: Fanjaitra lehibe izay nampiasain'ny teo aloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana. Ahitsio
3 a.: Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moram ora. - t.i.f.: Tsehina, voatsaika, tsinaika ) mitsaika, fitsaika, mpitsaika I itsaihana, fitsaihana ) mahatsaika I mitsaitsaika ! tsaitsaika. Ahitsio
4 a.: Fifantenana atao amin'ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay vos tsars; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin'ny vos, toy ny vato kely, fasika... - t.i.f.: Tsaitsaikana na tsaikafina, voatsaika, tsinaika ( mitsaika, fitsaika, mpitsaika ) itsaikana, fitsaikana ( mahatsaika I manatsaitsaika na manatsaika ( tsaitsaika. • F.-p.: Tsaitsai-bary na tsaitsainy: jer. io teny io. / Tsaihany: ny ratsy ariana amin' ny fifantenam-bary, ny faikany. / Tsaikan'olona: olona tsinontsinona tsy misy antony, faikan'olona. / Manala tsaikany: mifantina, manavaka izay ratsy. / Tsaikandandy: ny landy efa sisa avy nifantenan'olona, ny ratsy sisam-pidy amin'ny zavatra iray toerana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel