Dikan'ny teny : tsaikona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ilay famindra ataon'ny soavaly raha tsy manipy tanana izy. ? h.i.: Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra. - t.i.f•: Tsaikonina, atsaikona, tafatsaikona / manatsaikona, fanatsaikona. mpanatsaikona ( anatsaikonana, fanatsaikonana I mitsaikona, fitsaikona, mpitsaikona ( itsaikonana, fitsaikonana i mahatsaikona ) tsaikontsaikona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel