Dikan'ny teny : tsaingohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaingoka) mt. ih. (tsaingohy): Kaikerina tombohina amin'ny vava, toy ny fanaon'ny akoho: Notsaingohin'ilay akoholahy ny lo han'ny saka dia nandositra izy. 1 Alaina amin-kakingana, am im-p ah am ailahana: No - tsaingohin'ny saha kely ilay hena tetsy ambony talantaiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel