Dikan'ny teny : tsaingoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'antokomiaramila mpiambina ny andriamanjaka fahiny, izay nanaraka azy raha nisy dia nalehany. Ahitsio
2 a.: Anaran-javarnaniry madinika ampiasain'ny olona ho fanalefahan-kozatra. Ahitsio
3 a.: Fanaikerana mitomboka, atao amim-pahakingana dia mihataka, toy ny fanaon'ny vavan' akoho. - t.i.f.: Tsaingohina, atsaingoka, voatsaingoka, tsinaingoka I manaingoka, fanaingoka, mpanaingoka ( anaingohana, fanaingohana ! mitsaingoka, fitsaingoka, mpitsaingoka ( itsaingohana, fitsaingohana / mahatsaingoka ( tsaingotsaingoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel