Dikan'ny teny : tsaitsainy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tsaitsaim-bary a.: Enti-milaza ny vary 'mby eo amin'ny ambaratonga faharoa amin'ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsars (jer. Aivoka, Fotsy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel