Dikan'ny teny : tsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Feo re amin'ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin'ny antsy maranitra, na amin'ny fanatrabahana tany amin'ny angady maranitra. Atsaka, voatsaka, tafatsaka / manatsaka, fanatsaka, mpanatsaka ( anatsakana, fanatsakana I mitsaka, fitsaka, mpitsaka / mahatsaka. Ahitsio
2 ft.: Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. I t.i.f.: Mitsaka, fitsaka, mpitsaka / itsakana, fitsakana ) mahatsaka. Ahitsio
3 ft.: Fakana rano eny andoharano. - t.i.f.: Antsakaina ( mantsaka, fantsaka, mpantsaka ( antsakana, fantsakana / mahantsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel