Dikan'ny teny : tsakatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana miditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba; fivezivezena amin' ny toerana tsy fantatra; firioriovana etsy sy eroa. - t.i.f.: Tafatsakatsaka / mitsakatsaka, fitsakatsaka, mpitsakatsaka 1 itsakatsakana, fitsakatsakana / mahatsakatsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel