Dikan'ny teny : tsakitsaky

Hampiditra dikany vaovao
1 a: (taloha) Entimilaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin'ny fampinomana na fampisotroana tangena. ? (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin'ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel