Dikan'ny teny : tsako

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanapotipotehan'ny nify ny sakafo ao am-bava: Manao tsakon'ondry, - t.i.f.: Tsakoina, atsako, voatsako, tsinako j mitsako, fitsako, mpitsako / itsakoana, fitsakoana I mahatsako / tsakotsako / manakotsako / mitsakotsako. - F,-p.: Tsako dilana: ny fihetsiketsiky ny vava ohatra ny mitsako zavatra, nefa tsy misy na inona na inona tsakoiny akory. / Tsako moka: fitsakoana zavatra tsy misoka-bava. Ahitsio
2 (fit.-p.) a.: Katsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel