Dikan'ny teny : tsakoahina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikainkon'ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin'ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina. • p. t.: Voan'ny tsakoahina: Tsa koahina Ibalita kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel