Dikan'ny teny : tsaky

Hampiditra dikany vaovao
1 tsaky na tsakitsaky : zava-pihinana matetika ivelan'ny fotoan'ny sakafo telo isanan'andro (maraina, antoandro, hariva) ka ny sakafo ohanina anelanelan'ireo fotoana ireo no atao hoe tsaky Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel