Dikan'ny teny : tsambikina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihoaran'ny tongotra iray na ny tongotra roa indray miaraka mafy, na misy fefy ihoarana na tsia. - t.i.f.: Atsambikina, tafatsambikina 1 mitsambikina, fitsambikina, mpitsambikina / itsambikinana, fitsambikinana / mahatsambikina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel