Dikan'ny teny : tsamontsamona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitsakoana aharenesana ny fitsefotsefotry ny molotra. - t.i.f.: Tsamontsamonina, atsamontsamona, tafatsamontsamona / mitsamontsamona, fitsamontsamona, mpitsamontsamona / itsamontsamonana, fitsamontsamonana 1 mahatsamontsamona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel