Dikan'ny teny : tsanaka

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Tsananàka p.t.: Enti-milaza ny menaka manorika avy amin'ny hena matavy. - t.i.f.: Atsananàka, voatsananàka, tafatsananàka / mitsananàka, fitsananàka, mpitsananàka / itsananahana, fitsananahana / mahatsananàka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel