Dikan'ny teny : tsangambato

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an'ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony: Vorodamba efa tontan'ny ela no misarona ilay tsangambato. (A. Rajon) ? Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro Inhibe na malaza tsy hohadinoina: Ny boky no tsangambato auelan'ny mpanoratra ho an'ny taranaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel