Dikan'ny teny : tsangy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza ny vary totoina efa tsaitsainy na efamadivaho fotsy. Ahitsio
2 a.: Fitondrana ny anaran-dray; fanarenana ny harena aman-draharahan'ny fianakaviana; fanomezana voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. - t.i.f : Mahatsangy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel