Dikan'ny teny : tsanta

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kiram-piangonana fanao amin'ny salamo, izay somary lavareny, fa amin'ny vaninteny roa na te-Io alohan'ny farany vao misy fiangolana. • h.i.: Hira malahelohelo: "Ao ny tsantan'ny andro taloha / sy ny hiran'ny fahazazako / no milevina ka tsy mifoha / na miuerina mba hitondra ako", (J.J. Rabearivelo) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel