Dikan'ny teny : tsantsana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo mikiakiaka. • Hamailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa. - t.i.f.: Tsafatsantsana 1 mitsantsana, fitsantsana, mpitsantsana 1 itsantsanana, fitsantsanana / mahatsantsana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel