Dikan'ny teny : tsaoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. chalk) a,: Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin'ny solaitrabe. Ahitsio
2 a.: Fiondrehan'ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana, 1 Fanehoampanajana fanao am in' Andriamanitra. - t.i.f.: Tsaohina, voatsaoka / mitsaoka, fitsaoka, mpitsaoka / itsaohana, fitsaohana / mahatsaoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel