Dikan'ny teny : tsaontsaona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitriatriaran' ny vava manao teny tsy voahevitra; teny tafahoatra tsy amim-piheverana. - t.i.f.: Tafatsaontsaona 1 mitsaontsaona, fitsaontsaona, mpitsaontsaona / itsaontsaonana, fitsaontsaonana 1 mahatsaontsaona. - F,-p,: Tsaontsaom-bava: tsy mahatam-bava, be haimbava. ΒΆ M.h.: Vatsavatsa, karijo, kamentsona, pentsompentsona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel