Dikan'ny teny : tsapa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikasihana zavatra amin'ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika (Ohab.). * Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra. * Famangiana fahoriana. • mt. ih.: Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy. - t.i.f.: Tsapaina, voatsapa 1 mitsapa, fitsapa, mpitsapa 1 itsapana, fitsapana 1 mahatsapa 1 tsapatsapa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel