Dikan'ny teny : tsapahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsapaka) mt, ih. (tsapaho): Idirana: Notsapahan'ny mpanao be hariva ny sahanay. ? Trobarana: Notsapahany lefompohy ny tratran'ilay niady taminy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel