Dikan'ny teny : tsapaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsapa) mt. ih. (tsapao): Kasihina amin'ny ta-nana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina. ? Pondipondena: Tsapao keiy ange ho hitanao ny hatavin'ity uorona ity e! 1 Adinina: Notsapaina tamin'ny resaka sy ny marika ny fahaizako. ? Andramana: Rahouiana no hotsapaina ilay ombinareo uao nofoiahina? * Fantarina amin'ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina. • Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain'Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel